Ojam-piainana

Nampidirin'i rafoko | 1 Feb, 2008

Aiza no tsara  jamba nefa mahare no mbola afaka miteny

Sa mahita nefa tsy afaka miteny no tsy mahare

RY TANORA

Nampidirin'i rafoko | 30 Jan, 2008

Ra jerena  ny fiainantsika tanora amin’iazo fotoana izao , dia hita fa tena

Lasa mivary lavo  .Aiza ve !ka zazavavy mbola tsy ampy 14 taona dia efa manday

Vohoka .Yza ary notena loza ny lahy sa ny vavy,Sa

Ny ray aman-dreny ve no tsy maharamaso ny zanany

Sy tsy mba mananatra azy ,sa ny zanaka no tena maditra

Oka letsy ry lery sy lorie fa tsara ny hena fa raha hanina

Matetika mampanday takaitra

Ny joba anie no mampalahelo simba hatramin’ny fianarany

Ny aveniran’ny manontolo potika mihitsy

Revingatra

Nampidirin'i rafoko | 26 Jan, 2008
Raha mijery ny manonodidina ahy za na ara-tsakafo na toe-karena ,na ara-bola dia manontany tena hoe:raha oviana ihany vao mba holatsaka eto anilako ny Mana avy any Andanitra.
Mety hisy ve zany ?
sa za no adala

Valio ho an'izay mamaky
rafoko

Tonga soa rafoko!

Nampidirin'i rafoko | 25 Jan, 2008
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.